RALAITSILANIHASY Lantonirina from MG
November 14 at 9:30 pm
Andriamanitra o! mamelà ny heloko. Mamelà ny fahotako Jesosy ô. Omeo hery aho hitondra ny ankohonako sy hahatsara ny fiainana na ara-panahy, na ara-batana. Tahio Tompo ô ny zavatra rehetra izay ataoko mba ho voninahitry ny Anaranao. Misaotra Ray ô! Amen!
Responses
-
Вам перевод 115923 р. https://tinyurl.com/Atobowek NMVVjerusalemprayerteam.orgRKKF on August 12 at 9:29 amВам перевод 133591 руб. https://tinyurl.com/Atobowek NMVVjerusalemprayerteam.orgRKKF