Nomena from MG
February 26 at 1:04 pm
Ry namako sy havana ao amin'ny Tompo mangataka aho ny mba hivavahantsika ho an'i Domoina olontiako izay marary any amin'ny hopitaly ka hatao opération du cœur noho ny aretina sarotra sitranina teto an-toerana izay nahazo azy.
Miangavy aminareo izay tena kristiana marina ka tsy mba manavaka an'iza na an'iza.
Tiako izy ary iriako ny hoe miaraka foana izahay fa nefa zahay samy 20Taona amin'ity taona ity dia mangataka vavaka ho azy avy any aminareo.
Ialako tsiny tompoko,fa mbola tanora ny tena kanefa dia miezaka ny hitondra am-bavaka ho an'i Domoina hatrany.
Responses
No responses yet.